ENGLISH
Psalm 65:11
‘You crown the year with Your goodness, and richness overflows wherever You are.’
- What a privilege it is to be able to enjoy a new year.
- There is nothing to fear, because God will undertake.
- May HE cause this year to be filled with His goodness.
- From the beginning until the end of this year, He is with you!
Prayer: Lord, as I start this next year, I pray that You will fill my year with Your goodness and bounty. I dedicate my life and my future into Your faithful hands. Amen.
AFRIKAANS
Psalm 65:12
U kroon die jaar van u goedheid, en u voetspore drup van vettigheid.
- Dit is so ‘n voorreg om ‘n nuwe jaar te kan geniet.
- Daar is niks om te vrees nie want God sal voorsien.
- Mag Hy hierdie jaar met Sy goedheid vul.
- Van die begin tot die einde van hierdie jaar is Hy met jou!
Gebed: Vader waar ek hierdie nuwe jaar begin bid ek dat U my jaar met U goedheid en oorvloed sal vul. Ek plaas my lewe en my toekoms in U getroue hande.
MALAGASY (Madagascar)
Satrohanao voninahitra ny taona fitahianao ; ary ny dianao mitete menaka.
- Tena fahazoana tombony be ny ahafahana mankamamy izany taona vaovao izany.
- Tsy misy antony mihitsy tokony atahoranao, fa satria Andriamanitra dia mandray an-tanana tanteraka ny aminao sy ny amin’ny fiainanao.
- Andriamanitra anie hanome anao ny fahatsarany, ny fitahiany tanteraka sy ny fahasoavany amin’ity taona ity.
- Manomboka amin’izao fiantombohan’izao taona izao ka hatramin’ny fihafaran’ny taona, dia miaraka aminao foana Andriamanitra.
Vavaka: Ray ô, mangataka Aminao aho,amin’izao fiantombohan’izao taona izao mba ho fenoinao amin’ny fitahianao sy ny fahatsaranao ny fiainako rehetra amin’ ity taona ity. Manolotra ny fiainako sy ny ho aviko rehetra eo ambany ny tanam-pahasoavana aho. Amen.