Thought for today

DW3FEB14ENGLISH

1 Corinthians 10:31

‘So whether you eat or drink, or whatever you do, do it all for the glory of God.’

– You and I can live our lives in such a way that it brings God glory.
– It can change the way we live when we realize this.
– Let’s be determined to live in this way.
– Bringing glory to God should be the goal of all our actions.

Prayer: Lord, may my life bring You glory and honour. I submit to You my actions, my choices and my attitudes and I ask that these areas of my life will bring You honour and glory. Amen.

  www.AliveToGod.com

MALAGASY

1 Corinthians 10:31

‘Koa amin’izany na mihinana na misotro hianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr’Andriamanitra izany rehetra izany.’

– Isika sy ianao dia afaka miaina ny fiainatsika amin’ny lalana izay mitondra ny voninahitr’Andriamanitra.
– Manova ny fomba fiainantsika izany rehefa fantantsika.
– Ndao tsika hisafidy ny hiaina amin’izany lalana izany.
– Ho voninahitr’Andriamanitra no tanjontsika amin’ny zavatra rehetra izay ataontsika.

Vavaka: Tompo ô, hisehoan’ ny voninahitrao anie ny fiainako. Mametraka tanteraka eo am-pelantananao ny safidiko , ny amiko rehetra ary mangataka aho hiseho amin’ny lafim-piainako rehetra izany voninahitrao izany.

  www.AliveToGod.com

Leave a comment