ENGLISH
Zechariah 9:16
‘The LORD their God will save His people on that day as a shepherd saves His flock. They will sparkle in His land like jewels in a crown.’
– Be encouraged because the Lord loves to save His people.
– He cares for you like a shepherd cares for his flock.
– When He saves us He wants to help, deliver and give us the victory.
– You have a bright and shining future in God.
Prayer: Lord, come and save me now I pray. Rescue, help, deliver and bring me to a place of victory. Amen.
AFRIKAANS
Sagaria 9:16
‘En die HERE hulle God sal hulle in dié dag verlos as die kudde wat sy volk is; want hulle is kroongesteentes wat skitterend verhef oor sy land.’
– Wees aangemoedig want die Here skep behae daarin om Sy volk te red.
– Hy sien na jou om soos wat ‘n herder na sy kudde omsien.
– Wanneer Hy ons red wil Hy help, verlos en vir ons die oorwinning gee.
– Jy het ‘n helder, blink toekoms in God.
Gebed: Here, ek bid dat U nou vir my sal kom red. Red, help, verlos en bring my by ‘n plek van oorwinning. Amen.
MALAGASY
Zechariah 9:16
‘Ary hovonjen’I Jehovah Andriamaniny ireny amin’izany andro izany Toy ny olona izay ondriny; Fa ho toy ny vaton-tsatro-boninahitra mamirapiratra eny amin’ny taniny ireny.’
– Mahereza fa Andriamanitra dia mamonjy ny olony.
– Tena mihevitra sy tena mikarakara anao Izy tahaka ny mpiandry sy mpitandrina ny ondriny.
– Rehefa mamonjy antsika Izy , dia tiany isika ampiana, avotany, afahany, ary omeny fandresena .
– Manana hoavy mamiratra sy azo antoka ianao ao amin’Andriamanitra.
Vavaka: Tompo Andriamanitra ô, tongava Tompo ô, avia, vonjeo aho. Avoty, ampio, afaho aho ary ento any amin’ilay toeram-pandresena aho.Amen.